|
|
|
|

Teny iditra sariaka (riaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: Olona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy. [1.1]
 Gay, affable [1.7]
 Gai, débonnaire [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra mariaka ~ mariadriaka ~ sariadriaka

Teny iditra Sariaka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20