| Teny iditra | saro-kenatra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | sarotra, henatra | |
| Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy [1.1] | ||
| Very bashful [1.7] | ||
| Timide, qui se déconcerte, rougit facilement [1.3] | ||
| Très timide par honte [1.8] | ||
| [ sarokenatra ] Timide [1.13] | ||
| Tovy hevitra | menamenatra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |
|