|
|
|
|

Teny iditra sasana (sasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Diovina amin'ny rano: sasao ny tongotrao rehefa avy milalao. [1.1]
 To be washed. [1.7]
 Qu'on lave. [1.5]
 Qu'on lave. [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sasana, sasako, sasanao, sasany, sasantsika, sasanay, sasanareo, sasan', sasan-, sasam-, sasa-
Ny lasa : nosasana, nosasako, nosasanao, nosasany, nosasantsika, nosasanay, nosasanareo, nosasan', nosasan-, nosasam-, nosasa-
Ny hoavy : hosasana, hosasako, hosasanao, hosasany, hosasantsika, hosasanay, hosasanareo, hosasan', hosasan-, hosasam-, hosasa-
Filaza mandidy : sasao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20