|
|
|
|

Teny iditra sasa
Sokajin-teny anarana
 Fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1]
 A washing [1.7]
 Lavage [1.5]
 Action de laver [1.8]
 Lavatura; lavata [1.18]
Ohatra Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/19