|
|
|
|

Teny iditra sata
Sokajin-teny anarana
 Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy
Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina
Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara. [1.1]
 Custom, habit; manner of governing [1.7]
 Coutume, habitude; manière de gouverner [1.8]
Ohatra Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana; [2.503]
Sampanteny 

Teny iditra sata
Sokajin-teny anarana
  [Bara] (de sata : habitude ; ce dont on use habituellement). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Nicotiana tabacum

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11