| Teny iditra |
sefo
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Asthma. See kitratraina,
sohika,
satra
[1.2]
|
| | Asthme [1.13]
|
| Voambolana |
| Sampanteny |
| Mpanahaka |
kitratraina ~
satra ~
sohika |
|
| Teny iditra |
sefo
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Chief [3.1]
|
| | Chef [3.1]
|
| Ohatra |
| 1 | Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha.
[4.27]
|
| 2 | Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa.
[1.369]
|
|
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: chef.
|
|
| Teny iditra |
sefo
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sakalava]
A plant. Same as vonoa
[1.2]
|
| | [Sakalava]
(peut être un nom souahéli ?). Adansonia digitata L. (Malvaceae).
Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Adansonia digitata |
|
| Teny iditra |
sefo
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sakalava]
(peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires). Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae).
Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Givotia madagascariensis |
|
| Teny iditra |
Sefo
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Shepho [2.996]
|
| | Shepho [2.996]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama.
[2.996]
|
| Tovy hevitra | |
|