| Teny iditra | sendra mahita | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | sendra, mahita | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mihaona | |
| Ohatra | savao eny amin'ny kianjany raha sendra mahita olona iray ao hianareo, raha misy iray monja aza, mba manao ny rariny sy mitady ny hitsiny, dia hamindra fo amin'ny tanana aho.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/02 |
|