|
|
|
|

Teny iditra senoka
Sokajin-teny mpamaritra
 Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy
Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra senotsenoka

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/27