| Teny iditra | seriny | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1] | ||
| Tovy hevitra | seriseriny | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/19 |
|