|
|
|
|

Teny iditra seriseriny (seriny)
Sokajin-teny mpamaritra
 Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriseriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1]
Tovy hevitra seriny

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/19