|
|
|
|

Teny iditra sesilany
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Singan-teny sesy, lany
 Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona
Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay!
Mitohy tsy misy elanelany
Mitovy hevitra: an-kisesy ~ mifanindry lany ~ mitontohitra [1.1]
 Succession non interrompue, continuité
Ininterrompu [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02