|
|
|
|

Teny iditra siasia (sia)
Sokajin-teny anarana
 Fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka
Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia
Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1]
 A turning aside, a wandering about [1.7]
 Action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8]
Ohatra Koa eo no mba hisiany fiononana eto amin' ity tany be siasia ity. [1.381]
Sampanteny 
Tovy hevitra sia

Teny iditra siasia
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] (sens général : action de dévier, de sortir du chemin, de s'égarer ; cette espèce pousse souvent dans les fossés, sur les bas côtés des pistes). Emilia humifusa DC. (Asteraceae). Herbe commune. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Emilia humifusa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11