| Teny iditra | sidintsidina (sidina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [1.1] | ||
| [duplicatif fréquentatif] [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | sidintsidina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana [1.1] | ||
| Les hirondelles [1.3] | ||
| A swallow [1.7] | ||
| Hirondelle [1.54, 1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho.
[2.996] | |
| Tsipelina hafa | sidisidina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|