| Teny iditra | sikidy joria | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | sikidy, joria | |
| Amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | sikidy alanana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |
|