| Teny iditra | sinisika (sisika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voasisika, sisihana, asiana sisika: nosinisika fonjozoro io ondana io ka ratsy [1.1] | |||||||
| Qu'on a fourré dans, qu'on a introduit de force, qu'on a corrompu par des cadeaux, dans quoi on a fourré, on a introduit de force [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voasisika | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|