| Teny iditra | sinivana (sivana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana [1.1] | |||||||
| Tamisé [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voasivana | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|