| Teny iditra |
sivana
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Filaminana, filaharana [1.1]
|
|
| Teny iditra |
sivana
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fiasana misy loadoaka kely hanalana ny vato amin' ny vary, hifantenana voa, na hanintsanana ny tany malemy ialan' ny vongana mafy
[1.1]
|
| | Fitaovana fanatantavanana voa [1.13]
|
| | Crible pour le sable [1.8]
|
| | Filtre Tamis [1.13]
|
| Sampanteny |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny anglisy: sieve.
|
| Mpanahaka |
tantavana |
|
| Teny iditra |
Sivana
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Sivan [2.996]
|
| | Sivân [2.996]
|
| Voambolana |
|