| Teny iditra | sinoa | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina:
Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany
Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina: Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa [1.1] | ||
| Ohatra | Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana.
[2.472] | |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: chinois. | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/18 |
|