| Teny iditra | sina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Bezanozano] revo [1.78] | ||
| Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gina: Sina Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Ravao [1.1] | ||
| Silencieux, interdit, qui reste muet [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | siña | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| [Sihanaka] tasy [1.78] | ||
| Teny iditra | sina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Sinus [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | Sina | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| China [3.1] | ||
| Chine [3.1] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | sinoa | |
| Teny iditra | Sina | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Sin [2.996] | ||
| Sîn [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01 |
|