|
|
|
|

Teny iditra sinolo (solo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Soloana, ovana: Nosinolo ilay mpampianatra [1.1]
 Qu’on a remplacé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sinolo, sinoloko, sinolonao, sinolony, sinolontsika, sinolonay, sinolonareo, sinolon', sinolon-, sinolom-
Ny lasa : nosinolo, nosinoloko, nosinolonao, nosinolony, nosinolontsika, nosinolonay, nosinolonareo, nosinolon', nosinolon-, nosinolom-
Ny hoavy : hosinolo, hosinoloko, hosinolonao, hosinolony, hosinolontsika, hosinolonay, hosinolonareo, hosinolon', hosinolon-, hosinolom-
Tovy hevitra voasolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20