|
|
|
|

Teny iditra voasolo (solo)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 Qu’on a remplacé [1.3]
Ohatra 
1Voasolo vaovao ilay saina asandratra isa-maraina. [2.332]
2Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany. [2.445]
Tovy hevitra sinolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20