| Teny iditra | sinorona (sorona) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voasorona, soronina, ampirehetina, velomina: Afo efa nosinorona ka hataonao inona indray [1.1] | |||||||
| Attisé, alimenté, dont on s’est servi pour attiser, alimenter [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voasorona | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27 |
|