| Teny iditra | sioka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. [1.1] | |||||
| Ohatra | Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha.
[2.470] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tovy hevitra | siaka | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/03 |
|