|
|
|
|

Teny iditra sisa
Sokajin-teny anarana
 Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa
Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1]
 A remnant, a residue [1.7]
 Reste, restant [1.8]

Teny iditra Sisa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Kish [2.996]
 Qish [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Kisy

Teny iditra Sisà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Shisha [2.996]
 Shisha [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17