| Teny iditra | sisifana (sisika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisifana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisifana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany Ampidirana kely: Nosisifako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | sisihana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|