|
|
|
|

Teny iditra sitry
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Karazan'androngo [1.78]
 Androngo lehibe mitovitovy bika amin' ny voay [1.1]
 Gros lézard [1.54]
Voambolana 

Teny iditra sitry
Sokajin-teny anarana
 Haratsian-tarehy mahatsiravina sy mampatahotra [1.1]

Teny iditra sitry
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Andevo [1.78]

Teny iditra Sitry
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Zithri [2.996]
 Sitri [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Setrì

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/08