Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
solarana
(
so
latra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Voaratra ka nisy ilany kely nikipaka:
Nosolaran' ny sabatra ny sandriny
Atomboka:
Nosolarany aninaraina ny asa tanimboliny
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
solarana
, solarako, solaranao, solarany, solarantsika, solaranay, solaranareo, solaran', solaran-, solaram-, solara-
Ny lasa :
nosolarana, nosolarako, nosolaranao, nosolarany, nosolarantsika, nosolaranay, nosolaranareo, nosolaran', nosolaran-, nosolaram-, nosolara-
Ny hoavy :
hosolarana, hosolarako, hosolaranao, hosolarany, hosolarantsika, hosolaranay, hosolaranareo, hosolaran', hosolaran-, hosolaram-, hosolara-
Filaza mandidy :
solary
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20