|
|
|
|

Teny iditra somariaka (sariaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Faly, ravo, mirana: Somariaka erỳ ry Bozy fa tonga rainy [1.1]
Ohatra Somariaka sy velon-kehy ery izy ireo mahita an' ilay biby mitolefika ho azy tsy mahazaka azy miaraka. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02