| Teny iditra | someby | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | somebiseby | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/06/13 |
|