|
|
|
|

Teny iditra sondrodrahona
Sokajin-teny anarana
Singan-teny sondrotra, rahona
 Tafo herana apetaka vonjy maika ambara-pahavitan' ny tena tafo, hiarovana ny rindrin-trano tsy ho simban' ny orana; tafontrano bozaka ary manify [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12