|
|
|
|

Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
 Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha [1.1]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny mpamaritra
 Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha [1.1]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] tranovorona, vatampaty (faty lena) [1.78]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
 Cône [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra kitsoloha

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16