|
|
|
|

Teny iditra tranovorona
Sokajin-teny anarana
Singan-teny trano, vorona
 Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana [1.1]
 Un cercueil, une bière, un catafalque [1.3]
Ohatra Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23