|
|
|
|

Teny iditra songomby
Sokajin-teny anarana
 Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [1.1]
 Animal fabuleux ressemblant à un [...] [tohiny 2.415, 1.54]
 Se disait des audacieux [2.415]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/09