| Teny iditra | soronina (sorona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo [1.1] | |||||||||
| To be tended (of a fire) [1.7] | |||||||||
| Action d'attiser le feu; qu'on attise [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|