| Teny iditra | sosana (sosa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | sosaña | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Sihanaka] Vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany tamin havan-drazazavavy [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | Sosana | ||||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
| Sosana [2.996] | |||||||||
| Shushan [2.996] | |||||||||
| Suse [2.996] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Armenia sy Media sy Sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy.
[1.38] | ||||||||
| Tovy hevitra | Sosa | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|