|
|
|
|

Teny iditra sy
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
 Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [1.1]
 And [1.7]
 Et [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : sy
Tovonana : -tsy
Mpanahaka  amana ~ ary ~ mbamy ~ dia ~ ka

Teny iditra sy
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Fifiahara fary [1.78]
Tovy hevitra sahy

Teny iditra sy
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi simena. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Hyparrhenia rufa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11