| Teny iditra | tadidina (tadidy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza zavatra izay atao ny hahatsiarovana azy; tsarovana; tsahivina: Tadidio kely izay rehetra nataonao omaly hariva [1.1] | |||||||||
| To be remembered, to be recollected. [1.2] | |||||||||
| To be remembered, to be recalled [1.7] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14 |
|