|
|
|
|

Teny iditra tadivavarana
Sokajin-teny anarana
Singan-teny tady, vavarana
 Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1]
 [ tady vavarana ] A noose [1.2]
Ohatra Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Tovy hevitra tady voavarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17