|
|
|
|

Teny iditra tafatsangana (tsangana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
  [1.1]
 Erect, upright, stood up [1.2]
 Qui s'est dressé, levé [1.3]
Ohatra 
1Dia tafatsangana Ingahy mpampianatra. [2.529]
2Nahita izany ilay mpiasa ka tafatsangana. [2.472]
3Hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay. [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20