| Teny iditra | tafiana (tafy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [1.1] | |||||||||
| To be clothed, to be dressed. Used of the person. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana.
[2.48] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | tafiaña | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Sihanaka] Morondrano [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|