| Teny iditra | tafontrano | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | tafo, trano | |
| Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1] | ||
| Ohatra | Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
[2.470] | |
| Mpanahaka | tafontrano-mpanjaka | |
| Lahatsoratra | Randzavola: tafontrano ao amin' ny Baiboly (=> trano) | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/02 |
|