| Teny iditra | tahafo > tahafina (tahaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity [1.1] | |||||||||
| To be imitated [1.7] | |||||||||
| Qu'on imite [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
|
|