| Teny iditra | takarina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Fandehanana miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa [1.1] | |||||||||
| Action de chercher à causer et à manger chez les autres [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Teny iditra | takarina (takatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1] | |||||||||
| To be reached, to be attained to [1.7] | |||||||||
| Auquel on atteint, où l'on arrive [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina.
[2.928] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/06/04 |
|