|
|
|
|

Teny iditra takodara
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [1.1]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Upupa epops
Tovy hevitra barao ~ drao ~ takadalana ~ tsakodara
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/07