| Teny iditra | tsakodara | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Upupa epops | |
| Ohatra | Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany.
[2.606] | |
| Tovy hevitra | barao ~ drao ~ takadalana | |
| Tsipelina hafa | takodara | |
| Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
|