| Teny iditra | takofana (takotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| [Bara] Takonana [1.78] | |||||||||
| Saronana amin' ny takotra: Takofy ny vilany fa sao latsahan' ny lalitra ny sakafo [1.1] | |||||||||
| To be covered with a lid. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|