|
|
|
|

Teny iditra takotra
Sokajin-teny mpamaritra
 Tampina ary miafina; tsy hita izay ao ambadika: Takotry ny ratsy ny soa vitany [1.1]

Teny iditra takotra
Sokajin-teny anarana
 Sarom-bilany [1.1]
 The lid of a cooking pot. Compare sarona [1.2]
  [Provincial] In the provinces, a basket used to carry dry fish. [1.2]
 The lid of a cooking pot [1.7]
 Couvercle d'une marmite, etc. [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra takotra
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] (de takotra : couvercle de marmite ou d'un autre ustensile ; allusion aux très curieuses urnes ou ascidies de cette plante insectivore, qui sont effectivement pourvus d'un couvercle). Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Les enzymes protéolytiques secrétées par les urnes mériteraient une étude scientifique. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Nepenthes madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19