| Teny iditra | takolapanenitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1] | ||
| (takola-panenitra) A wasp. See Fanenitra, Fangaraka. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fanenitra ~ fangaraka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/06/17 |
|