| Teny iditra | takonana (takona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana [1.1] | |||||||||
| To be concealed, to be shadowed [1.2, 1.7] | |||||||||
| Qu'on cache; qu'on ombrage [1.8] | |||||||||
| Manjavona, maizina [1.13] | |||||||||
| éclipse [1.13] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03 |
|