|
|
|
|

Teny iditra takony
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
  [Taisaka] Entina, lanjaina [1.78]

Teny iditra takony (takona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana takona sy mpisolo

Teny iditra takony (takona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana takonana sy takonina [Fitanisana]

Teny iditra takony
Sokajin-teny anarana takona sy takotra sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/20